Genesis 45:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamina rahalahiko izao fa izaho mihitsy no miteny aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro mahita maso ianareo izao, mahita maso koa i Benjamina rahalahiko, fa ny vavako no miteny aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamîna rahalahiko izao fa ny vavako mihitsy no manambara aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, hitan'ny masonareo sy ny mason'i Benjamina rahalahiko izao fa ny vavako no miteny aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamina rahalahiko izao fa izaho mihitsy no miteny aminareo.
malagasy
Ary, indro, hitan'ny masonareo sy ny mason'i Benjamina rahalahiko izao fa ny vavako no miteny aminareo.