Genesis 45:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hambaranareo amin’Ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Ejipta sy izay rehetra hitanareo. Koa mandehana haingana ianareo ka ento midina atỳ Ikaky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tantarao amin’ikaky ny voninahitro rehetra aty Ejipta sy izay rehetra efa hitanareo; ary ataovy izay hidinan’ikaky faingana ho aty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandehana tantarao avokoa amin’i dada ny voninahitro eto Ejipta mbamin’ny zavatra rehetra efa hitanareo, ary ento faingana midina atỳ i dada.
Malagasy Bible 1865
Dia hambaranareo amin'ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Egypta sy izay rehetra efa hitanareo; koa mandehana faingana ianareo, ka ento midina atỳ ikaky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hambaranareo amin’Ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Ejipta sy izay rehetra hitanareo. Koa mandehana haingana ianareo ka ento midina atỳ Ikaky.
malagasy
Dia hambaranareo amin'ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Egypta sy izay rehetra efa hitanareo; koa mandehana faingana ianareo, ka ento midina atỳ ikaky.