Genesis 45:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namihina ny vozon’i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany, ary i Benjamina koa dia nitomany teo amin’ny vozony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namihina ny vozon’i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany, ary i Benjamina nitomany teo amin’ny vozony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantoraka teny am-bozon’i Benjamîna i Jôsefa ka nifamihina izy roa lahy sady nitomany.
Malagasy Bible 1865
Dia namihina ny vozon'i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany; ary Benjamina koa dia mba nitomany teo amin'ny vozony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namihina ny vozon’i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany, ary i Benjamina koa dia nitomany teo amin’ny vozony.
malagasy
Dia namihina ny vozon'i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany; ary Benjamina koa dia mba nitomany teo amin'ny vozony.