Genesis 45:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Re hatrao an-tranon’i Farao fa tonga, hono, ny rahalahin’i Josefa. Nahafaly an’i Farao sy ny mpanompony izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niely ny teny tao an-tranon’i Faraôna fa hoe: «Tonga ny rahalahin’i Josefa, ary samy faly amin’izany i Faraôna sy ny mpanompony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny tao an-dapan’ny Farao fa hoe tonga ny rahalahin’i Jôsefa; ary nahafaly ny Farao sy ireo olona mpanotrona azy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary re tao an-tranon'i Farao ny teny hoe: Tonga ny rahalahin'i Josefa; dia sitrak'i Farao sy ny mpanompony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Re hatrao an-tranon’i Farao fa tonga, hono, ny rahalahin’i Josefa. Nahafaly an’i Farao sy ny mpanompony izany
malagasy
Ary re tao an-tranon'i Farao ny teny hoe: Tonga ny rahalahin'i Josefa; dia sitrak'i Farao sy ny mpanompony izany.