Genesis 45:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy i Farao tamin’i Josefa: Lazao amin’ny rahalahinao hoe: Ataovy izao: Ataingeno ny entana hoentin’ny bibinareo ka mankanesa any amin’ny tany Kanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Lazao amin’ny rahalahinao hoe: ‹Izao no hataonareo: Ataingeno ny entana hoentin’ny bibinareo, ka mankanesa any amin’ny tany Kanaana.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy ny Farao tamin’i Jôsefa: –Lazao ireo rahalahinao hampitaingina ny entany hoentin’ny biby sy handeha hody any Kanahàna,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Lazao amin'ny rahalahinao: Izao no ataovy: ataingeno ny entana ho entin'ny bibinareo, ka mankanesa any amin'ny tany Kanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy i Farao tamin’i Josefa: Lazao amin’ny rahalahinao hoe: Ataovy izao: Ataingeno ny entana hoentin’ny bibinareo ka mankanesa any amin’ny tany Kanana;
malagasy
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Lazao amin'ny rahalahinao: Izao no ataovy: ataingeno ny entana ho entin'ny bibinareo, ka mankanesa any amin'ny tany Kanana;