Genesis 45:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
alao ny rainareo sy ny ankohonanareo ka mankanesa atỳ amiko dia homeko anareo ny tsara eto amin’ny tany Ejipta ka hihinana ny matavy eto amin’ny tany ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia makà ny rainareo sy ny ankohonanareo, ary miverena aty amiko. Fa homeko ny tsara indrindra amin’ny tany Ejipta ianareo, ary hihinana ny menaky ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia haka ny rainy sy ny fianakaviany ka hankaty amiko; fa homeko azy ny tany lonaka indrindra eto Ejipta ka hihinana ny vokatra tsara indrindra eto amin’ny tany izy.
Malagasy Bible 1865
ary alao ny rainareo sy ny ankohonanareo, ka mankanesa atỳ amiko; ary dia homeko anareo ny tsara eto amin'ny tany Egypta, ka hihinana ny matavy eto amin'ny tany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
alao ny rainareo sy ny ankohonanareo ka mankanesa atỳ amiko dia homeko anareo ny tsara eto amin’ny tany Ejipta ka hihinana ny matavy eto amin’ny tany ianareo!
malagasy
ary alao ny rainareo sy ny ankohonanareo, ka mankanesa atỳ amiko; ary dia homeko anareo ny tsara eto amin'ny tany Egypta, ka hihinana ny matavy eto amin'ny tany ianareo.