Genesis 45:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, efa nomena teny ianao ka ataovy izao: Makà sarety amin’ny tany Ejipta hitondranareo ny vady aman-janakareo ary ento ny rainareo ka mankanesa atỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeko fahefana ianao hilaza aminy hoe: ‹Izao no hataonareo: Makà sarety amin’ny tany Ejipta hitondranareo ny vady aman-janakareo, alao ny rainareo dia mankanesa aty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazao koa ireo rahalahinao haka sarety eto mba hitondrany ireo vadiny aman-janany mbamin’ny rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny efa nomena teny ianao, ka izao no ataovy: makà sariety amin'ny tany Egypta hitondranareo ny vady aman-janakareo, ary ento ny rainareo, ka mankanesa atỳ.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, efa nomena teny ianao ka ataovy izao: Makà sarety amin’ny tany Ejipta hitondranareo ny vady aman-janakareo ary ento ny rainareo ka mankanesa atỳ.
malagasy
Ary ankehitriny efa nomena teny ianao, ka izao no ataovy: makà sariety amin'ny tany Egypta hitondranareo ny vady aman-janakareo, ary ento ny rainareo, ka mankanesa atỳ.