Genesis 45:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitomany mafy izy ka ren’ny Ejiptiana sady ren’ny tao an-tranon’i Farao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanandra-peo izy nitomany ka ren’ny Ejiptianina sy ren’ny tao an-tranon’i Faraôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mafy loatra anefa ny tomanin’i Jôsefa ka ren’ny Ejiptianina maro, ary heno hatrany an-dapan’ny Farao.
Malagasy Bible 1865
Dia nitomany mafy izy, ka ren'ny Egyptiana, ary ren'ny tao an-tranon'i Farao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitomany mafy izy ka ren’ny Ejiptiana sady ren’ny tao an-tranon’i Farao koa.
malagasy
Dia nitomany mafy izy, ka ren'ny Egyptiana, ary ren'ny tao an-tranon'i Farao koa.