Genesis 45:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’ny zanak’Israely izany ka nomen’i Josefa sarety, araka ny tenin’i Farao, izy ireo; nomeny vatsy koa hoentiny eny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’ny zanak’i Israely izany. Nomen’i Josefa sarety izy, araka ny teny azony tamin’i Faraôna, ary vatsy koa hohaniny eny an-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notanterahin’ireo zanakalahin’i Jakôba izay nasaina nataony. Koa nomen’i Jôsefa sarety izy araka ny baikon’ny Farao, sady nomeny vatsin-dalana koa.
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'ny zanak'Isiraely izany, ka dia nomen'i Josefa sariety izy, araka ny tenin'i Farao; ary nomeny vatsy koa ho entiny eny an-dalana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’ny zanak’Israely izany ka nomen’i Josefa sarety, araka ny tenin’i Farao, izy ireo; nomeny vatsy koa hoentiny eny an-dalana.
malagasy
Ary nataon'ny zanak'Isiraely izany, ka dia nomen'i Josefa sariety izy, araka ny tenin'i Farao; ary nomeny vatsy koa ho entiny eny an-dalana izy.