Genesis 45:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary samy nomeny akanjo indray miova avy izy rehetra, fa i Benjamina kosa dia nomeny sekela volafotsy telonjato sy akanjo indimy miova.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy rehetra nomeny akanjo indray miova avy; i Benjamina nomeny volafotsy telon-jato farantsa sy akanjo indimy miova.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeny akanjo indray misolo avy koa izy rehetra, fa i Benjamîna kosa nomeny sekela volafotsy telonjato sy akanjo dimy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy rehetra samy nomeny akanjo indray miova avy; fa Benjami­na kosa nomeny sekely volafotsy telon-jato sy akanjo indimy miova.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary samy nomeny akanjo indray miova avy izy rehetra, fa i Benjamina kosa dia nomeny sekela volafotsy telonjato sy akanjo indimy miova.
malagasy
Ary izy rehetra samy nomeny akanjo indray miova avy; fa Benjami­na kosa nomeny sekely volafotsy telon-jato sy akanjo indimy miova.