Genesis 45:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao kosa no nampitondrainy ho an’ny rainy: Borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Ejipta, borikivavy folo nitondra vary sy mofo ary vatsy ho an’ny rainy hoentiny eny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i rainy kosa nampitondrany ampondra lahy folo, nitondra tamin’izay vokatr’i Ejipta tsara indrindra; ampondra vavy folo, nitondra vary sy mofo ary hanina ho an-drainy eny an-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao koa no nampitondrain’i Jôsefa ho an-drainy: borikilahy folo nivesatra ny zava-tsoa avy tany Ejipta sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo ary sakafo hafa ho an’ny dian-drainy mianakavy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo, ary vatsy ho an'ny rainy ho entiny eny an-dalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao kosa no nampitondrainy ho an’ny rainy: Borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Ejipta, borikivavy folo nitondra vary sy mofo ary vatsy ho an’ny rainy hoentiny eny an-dalana.
malagasy
Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo, ary vatsy ho an'ny rainy ho entiny eny an-dalana.