Genesis 45:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra avy tany Ejipta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafakatra avy any Ejipta izy ireo dia tonga tany amin’i Jakôba rainy, any amin’ny tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Ejipta ireto rahalahin’i Jôsefa ka nihazo an’i Kanahàna ary tonga tany amin’i Jakôba rainy.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin'i Jakoba rainy tany amin'ny tany Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra avy tany Ejipta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana.
malagasy
Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin'i Jakoba rainy tany amin'ny tany Kanana.