Genesis 45:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Izaho no Josefa! Mbola velona ihany va Ikaky? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny fa toran-kovitra teo anatrehany teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: «Izaho no Josefa. Mbola velona ihany va ikaky?» Fa tsy nahateny tsy nahavolana ireto rahalahiny, fa very saina loatra teo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Jôsefa tamin’ireo rahalahiny: –Izaho no Jôsefa; moa mbola velona any ihany ve i dada? Tsy nahavaly azy kosa ireo rahalahiny, fa tora-kovitra teo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Izaho no Josefa; mbola velona ihany va ikaky? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny; fa toran-kovitra teo anatrehany ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Izaho no Josefa! Mbola velona ihany va Ikaky? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny fa toran-kovitra teo anatrehany teo.
malagasy
Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Izaho no Josefa; mbola velona ihany va ikaky? Ary tsy nahavaly azy ny rahalahiny; fa toran-kovitra teo anatrehany ireo.