Genesis 45:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo! Dia nanatona ry zareo. Ary hoy i Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Josefa nanao tamin’ny rahalahiny hoe: «Manatòna eto amiko ianareo,» dia nanatona izy, ka hoy izy: «Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho aty Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy indray i Jôsefa tamin’ireo rahalahiny: –Avia manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy koa i Jôsefa hoe: –Izaho no Jôsefa rahalahinareo izay namidinareo mba hoentina aty Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo! Dia nanatona ry zareo. Ary hoy i Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta.
malagasy
Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta.