Genesis 45:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa taona izao no nisian’ny mosary teto amin’ny tany; mbola hisy dimy taona koa tsy hisy hiasan-tany na hijinjana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa roa taona izao no nisian’ny mosary amin’ity tany ity; ary mbola dimy taona koa no tsy hiasàn-tany, na hijinjàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa roa taona izao no nisian’ny mosary teto amin’ny tany Ejipta, kanefa ato anatin’ny dimy taona dia tsy mbola hisy ny fiasan-tany na fijinjana.
Malagasy Bible 1865
Fa roa taona izao no efa nisian'ny mosary teto amin'ny tany; ary mbola misy dimy taona koa, izay tsy hisy hiasan-tany na hijinjana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa taona izao no nisian’ny mosary teto amin’ny tany; mbola hisy dimy taona koa tsy hisy hiasan-tany na hijinjana.
malagasy
Fa roa taona izao no efa nisian'ny mosary teto amin'ny tany; ary mbola misy dimy taona koa, izay tsy hisy hiasan-tany na hijinjana.