Genesis 45:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no nandefa ahy hialoha anareo mba tsy hahalany taranaka anareo amin’ny tany fa hamelona anareo amin’ny famonjena lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nampandehanin’Andriamanitra aho hialoha anareo tsy ho lany tamingana amin’ny tany sy hampaharitra anareo ho amin’ny fanavotana lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no nandefa ahy nialoha anareo tamin’ity tany ity mba tsy hahalany taranaka anareo ary mba hamelomana ny ainareo; ka famonjena lehibe izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra efa nampandeha ahy hialoha anareo, mba tsy hahalany taranaka anareo amin'ny tany, fa hamelona anareo amin'ny famonjena lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no nandefa ahy hialoha anareo mba tsy hahalany taranaka anareo amin’ny tany fa hamelona anareo amin’ny famonjena lehibe.
malagasy
Ary Andriamanitra efa nampandeha ahy hialoha anareo, mba tsy hahalany taranaka anareo amin'ny tany, fa hamelona anareo amin'ny famonjena lehibe.