Genesis 46:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niainga Israely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Bery-Sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an’Andriamanitr’Isaka rainy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Israely nitondra izay rehetra nananany. Nony tonga teo Bersabea izy, dia nanolotra sorona tamin’ny Andriamanitr’i Isaaka rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga i Jakôba sy izay rehetra azy ka tonga tao Beera-Seba; dia nanao sorona teo izy ho an’ilay Andriamanitr’i Itsehàka rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an'Andriamanitr'Isaka rainy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niainga Israely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Bery-Sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an’Andriamanitr’Isaka rainy izy.
malagasy
[Ny nifindran'Isiraely sy ny ankohonany ho any amin'ny tany Egypta] Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an'Andriamanitr'Isaka rainy izy.