Genesis 46:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, i Jamina, i Ohada, i Jakina, i Zohara ary i Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Simeôna: I Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîhna, i Sôhara ary i Saola, zanak’ilay vehivavy Kananeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin'ny vehivavy Kananita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, i Jamina, i Ohada, i Jakina, i Zohara ary i Saoly, zanakalahin’ny vehivavy Kananita.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin'ny vehivavy Kananita.