Genesis 46:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Joda dia i Era, i Onana, i Sela, i Fareza ary i Zera. I Era sy i Onana anefa dia maty tany amin’ny tany Kanana. Ny zanakalahin’i Fareza dia i Hezrona sy i Hamola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Joda sy ireo zanany lahy, dia i Selà sy i Peretsa ary i Zera; fa ny zanany roa lahy, i Hera sy i Onàna, dia efa maty tany amin’ny tany Kanahàna. Ary ny zanakalahin’i Peretsa dia i Hetsirôna sy i Hamola.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin'ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin'i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Joda dia i Era, i Onana, i Sela, i Fareza ary i Zera. I Era sy i Onana anefa dia maty tany amin’ny tany Kanana. Ny zanakalahin’i Fareza dia i Hezrona sy i Hamola.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin'ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin'i Fareza dia Hezrona sy Hamola.