Genesis 46:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Pova, i Joba ary i Simrona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Isakara: i Tola, i Foa, i Joba, ary i Semrôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jisakara sy ireo zanany lahy, dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Pova, i Joba ary i Simrona.
malagasy
Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.