Genesis 46:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Zebolona dia i Sereda sy i Elona ary i Jahalela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Zabolôna: i Sareda, i Elôna, ary i Jahelela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Zebolòna sy ireo zanany lahy, dia i Sereda sy i Elôna ary i Jahiliela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Zebolona dia i Sereda sy i Elona ary i Jahalela.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.