Genesis 46:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanakalahin’i Lea izay naterany tamin’i Jakoba tany Padana-Arama, ary i Dina no zanany vavy. Ny isan’ny zanany lahy rehetra mbamin’ny zanany vavy dia telo amby telopolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no zanakalahin’i Lià, naterany tamin’i Jakôba tany Padan-Arama, ary i Dinà no zanany vavy. Telo amby telopolo no isan’ny zanany lahy rehetra mbamin’ny zanany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zanakalahin’i Jakôba naterak’i Leà tany Mezôpôtamia ambony, miampy an’i Dinà anabaviny. Ny isan’izy rehetra mbamin’ny zanany na lahy na vavy dia telo amby telopolo.
Malagasy Bible 1865
lreo no zanakalahin'i Lea izay naterany tamin'i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan'ny zananilahy rehetra mbamin'ny zananivavy dia telo amby telo-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanakalahin’i Lea izay naterany tamin’i Jakoba tany Padana-Arama, ary i Dina no zanany vavy. Ny isan’ny zanany lahy rehetra mbamin’ny zanany vavy dia telo amby telopolo.
malagasy
lreo no zanakalahin'i Lea izay naterany tamin'i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan'ny zananilahy rehetra mbamin'ny zananivavy dia telo amby telo-polo.