Genesis 46:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Gada dia i Zifiona, i Hagy, i Sony, i Ezbona, i Ery, i Aroda ary i Arely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Gada: i Sefiôna, i Hagy, i Soni, i Esbôna, i Hery, i Arôdy ary i Arely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Gada dia i Zifiona, i Hagy, i Sony, i Ezbona, i Ery, i Aroda ary i Arely.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely.