Genesis 46:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanak’i Asera dia i Jimna, i Jisva, i Jisvy, i Beria ary i Sera, anabavin’ireo. Ny zanakalahin’i Beria dia i Hebera sy i Malkiela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Asera; i Jamne, i Jesoà, i Jesoỳ, i Berià, ary i Sarà anabavin’ireo. Ny zanak’i Beria dia i Hebera sy i Melkiela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Asera sy ireo zanany lahy, dia i Jimnà sy i Jisvà ary i Jisvỳ sy i Berihà, fa i Serà kosa no anabaviny. Ary ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanak'i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin'ireo; ary ny zanakalahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanak’i Asera dia i Jimna, i Jisva, i Jisvy, i Beria ary i Sera, anabavin’ireo. Ny zanakalahin’i Beria dia i Hebera sy i Malkiela.
malagasy
Ary ny zanak'i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin'ireo; ary ny zanakalahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela.