Genesis 46:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanak’i Zilpa izay nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy, ary ireo no naterany tamin’i Jakoba; enina amby folo no isan’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no zanaka lahin’i Zelfah, ankizy vavy nomen’i Labàna an’i Lià, zanany vavy, ireo no naterany tamin’i Jakôba. Enina ambin’ny folo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo telo ambin’ny folo lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Zilpà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Leà.
Malagasy Bible 1865
Ireo no zanak'i Zilpa, izay nomen'i Labana an'i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin'i Jakoba, dia enina ambin'ny folo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanak’i Zilpa izay nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy, ary ireo no naterany tamin’i Jakoba; enina amby folo no isan’izy rehetra.
malagasy
Ireo no zanak'i Zilpa, izay nomen'i Labana an'i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin'i Jakoba, dia enina ambin'ny folo izy.