Genesis 46:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra niteny tamin’Israely tamin’ny fahitana nony alina hoe: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Dia hoy Israely: Inty aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitra niteny tamin’i Israely tamin’ny fahitana nony alina, nanao hoe: «Ry Jakôba! Ry Jakôba!» Ka hoy ny navalin’i Israely: «Inty aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony alina dia niteny taminy tao anaty fahitana Andriamanitra ka nanao hoe: –Ry Jakôba! Ry Jakôba! Ary hoy ny navalin’i Jakôba Azy: –Inty aho!
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra niteny tamin'Isiraely tao amin'ny fahitana nony alina ka nanao ho: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Ary hoy kosa izy: Inty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra niteny tamin’Israely tamin’ny fahitana nony alina hoe: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Dia hoy Israely: Inty aho!
malagasy
Ary Andriamanitra niteny tamin'Isiraely tao amin'ny fahitana nony alina ka nanao ho: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Ary hoy kosa izy: Inty aho.