Genesis 46:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Asenata, zanakavavin’i Poty-Fera, mpisorona tao Ona, izay naterak’i Josefa tany amin’ny tany Ejipta, dia i Manase sy i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay naterak’i Aseneta zanaka vavin’i Potifara, mpisorona ao Ona, dia i Manase sy i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Ejipta i Jôsefa dia niteraka zanaka roa lahy, i Manase sy i Efraîma, tamin’i Asenata vadiny, izay zanakavavin’i Pôtifera mpisorona tao Ona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, izay naterak'i Josefa tany amin'ny tany Egypta, dia Manase sy Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Asenata, zanakavavin’i Poty-Fera, mpisorona tao Ona, izay naterak’i Josefa tany amin’ny tany Ejipta, dia i Manase sy i Efraima.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, izay naterak'i Josefa tany amin'ny tany Egypta, dia Manase sy Efraima.