Genesis 46:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela, i Bekera, i Asbela, i Gera, i Namàna, i Ehy, i Rosy, i Mopima, i Hopima ary i Arda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela, i Bekera, i Asbela, i Gera, i Namàna, i Ehy, i Rosy, i Mopima, i Hopima ary i Arda.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda.