Genesis 46:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanakalahin’i Rahely naterany tamin’i Jakoba. Efatra amby folo no isan’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no zanakalahin-dRasela naterany tamin’i Jakôba. Efatra ambin’ny folo izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo izy efatra ambin’ny folo lahy taranak’i Rahely sy i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ireo no zanakalahin-dRahely, izay naterany tamin'i Jakoba; efatra ambin'ny folo ny isan'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanakalahin’i Rahely naterany tamin’i Jakoba. Efatra amby folo no isan’izy rehetra.
malagasy
Ireo no zanakalahin-dRahely, izay naterany tamin'i Jakoba; efatra ambin'ny folo ny isan'izy rehetra.