Genesis 46:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Naftaly dia i Jaziela, i Gonỳ, i Jezera ary i Silema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Neftalì: i Jasiela, i Gony, i Jesera ary i Salema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Naftalỳ sy ireo zanany lahy, dia i Jahatsiela sy i Gonỳ ary i Jetsera sy i Silema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Naftaly dia i Jaziela, i Gonỳ, i Jezera ary i Silema.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.