Genesis 46:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanakalahin’i Bila, izay nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy, ary ireo no naterak’i Jakoba. Fito no isan’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no zanaka lahin’i Balà, ilay nomen’i Labàna an-dRasela zanany vavy, ireo no naterany tamin’i Jakôba. Fito izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo fito lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Bilehà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Rahely.
Malagasy Bible 1865
Ireo no zanakalahin'i Bila, izay nomen'i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak'i Jakoba; fito no isan'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanakalahin’i Bila, izay nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy, ary ireo no naterak’i Jakoba. Fito no isan’izy rehetra.
malagasy
Ireo no zanakalahin'i Bila, izay nomen'i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak'i Jakoba; fito no isan'izy rehetra.