Genesis 46:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Josefa izay naterany tany Ejipta dia roa lahy. Ny isan’ny terak’i Jakoba rehetra izay tonga tany Ejipta dia fitopolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Josefa izay naterany tany Ejipta dia roa lahy. Ary ny tontalin’ny ankohonan’i Jakôba rehetra tonga tany Ejipta dia fitopolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampian’ireo zanakalahin’i Jôsefa anankiroa teraka tany Ejipta izany, dia fitopolo no isan’ny ankohonan’i Jakôba rehetra tonga tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Josefa, izay naterany tany Egypta, dia roa lahy; ny isan'ny terak'i Jakoba rehetra, izay tonga tany Egypta, dia fito-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Josefa izay naterany tany Ejipta dia roa lahy. Ny isan’ny terak’i Jakoba rehetra izay tonga tany Ejipta dia fitopolo.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Josefa, izay naterany tany Egypta, dia roa lahy; ny isan'ny terak'i Jakoba rehetra, izay tonga tany Egypta, dia fito-polo.