Genesis 46:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nirahin’i Jakoba hialoha azy any amin’i Josefa i Joda mba hanoro lalana azy ho any Gosena. Dia tonga tany amin’ny tany Gosena izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefan’i Jakôba i Jodà, hialoha azy ho any amin’i Josefa, hanomana ny hahatongavany any Gesena. Rehefa tonga tany Gesena i Jakôba sy ny ankohonany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirahin’i Jakôba hialoha azy any amin’i Jôsefa i Joda mba hiangavy azy hankany Gôsena. Rehefa tonga tany Gôsena i Jakôba sy ny ankohonany,
Malagasy Bible 1865
Ary Joda nirahiny nialoha azy hankany amin'i Josefa mba hanoro lalana azy ho any Gosena; dia tonga tany amin'ny tany Gosena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nirahin’i Jakoba hialoha azy any amin’i Josefa i Joda mba hanoro lalana azy ho any Gosena. Dia tonga tany amin’ny tany Gosena izy.
malagasy
Ary Joda nirahiny nialoha azy hankany amin'i Josefa mba hanoro lalana azy ho any Gosena; dia tonga tany amin'ny tany Gosena izy.