Genesis 46:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Israely tamin’i Josefa: Aoka ho faty amin’izay aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Israely tamin’i Josefa: «Tsy mampaninona ahy intsony ny ho faty amin’izao, fa efa nahita tava anao aho, ary mbola velona ihany ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jakôba taminy: –Mahazo modimandry amin’izay aho, satria mbola velona ihany ianao sady nifanatri-tava tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Aoka ho faty amin'izao aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Israely tamin’i Josefa: Aoka ho faty amin’izay aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao!
malagasy
Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Aoka ho faty amin'izao aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao.