Genesis 46:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny sy ny ankohonan’ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin’i Farao ka hiteny aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan’ny raiko, izay tany amin’ny tany Kanana, dia tonga atỳ amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Josefa tamin’ireo rahalahiny sy ny ankohonan-drainy: «Handeha hampandre an’i Faraôna aho, ary izao no holazaiko aminy: ‹Tonga aty amiko ny rahalahiko sy ny ankohonan’ikaky, izay tany amin’ny tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jôsefa tamin’ny rahalahiny sy ny olon-kafa ankohonan-drainy: –Handeha hampandre ny Farao aho ka hilaza aminy fa ireo rahalahiko sy ny olon-kafa ankohonan-draiko izay tany amin’ny tany Kanahàna dia efa tonga eto amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny sy ny ankohonan'ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin'i Farao ka hanao aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan'ny raiko, izay tany amin'ny tany Kanana, dia efa tonga atỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny sy ny ankohonan’ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin’i Farao ka hiteny aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan’ny raiko, izay tany amin’ny tany Kanana, dia tonga atỳ amiko.
malagasy