Genesis 46:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, mpiompy omby aman’ondry izy ireo. Noentiny avokoa ny ondry aman’osiny sy ny ombiny mbamin’izay rehetra ananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona mpiandry ondry izy ireo, fa biby fiompy no fananany, ary efa nentiny avokoa ny ondry sy ny ombiny ary ny fananany rehetra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Holazaiko aminy fa lehilahy mpiandry ondry sy mpiompy ianareo, ka nentinareo koa ny omby sy ny ondry aman’osinareo ary izay rehetra anananareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, fa mpiompy omby aman'ondry izy; ary ny ondry aman'osiny sy ny ombiny mbamin'izay rehetra ananany dia nentiny avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, mpiompy omby aman’ondry izy ireo. Noentiny avokoa ny ondry aman’osiny sy ny ombiny mbamin’izay rehetra ananany.
malagasy
Ary mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, fa mpiompy omby aman'ondry izy; ary ny ondry aman'osiny sy ny ombiny mbamin'izay rehetra ananany dia nentiny avokoa.