Genesis 46:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha miantso anareo i Farao ka miteny hoe: Inona no raharaha fanaonareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha antsoin’i Faraôna ianareo, sy anontaniany hoe: ‹Inona no raharahanareo?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa mampiantso anareo ny Farao ka manontany hoe: «Inona no raharahanareo?»,
Malagasy Bible 1865
Ary raha hiantso anareo Farao ka hanao hoe: Inona no raharaha fanaonareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha miantso anareo i Farao ka miteny hoe: Inona no raharaha fanaonareo,
malagasy
Ary raha hiantso anareo Farao ka hanao hoe: Inona no raharaha fanaonareo?dia izao no havalinareo: Miompy omby aman'ondry no raharaha fanaon'ny mpanomponao, hatry ny fony vao zaza ka ambaraka ankehitriny, dia izahay sy ny razanay koa mba hahazoanareo monina ao amin'ny tany Gosena, satria fahavetavetana amin'ny Egyptiana ny mpiandry ondry rehetra.