Genesis 46:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no hiara-midina aminao ho any Ejipta ary Izaho koa no hitondra anao miakatra indray; ary ny tanan’i Josefa no hanirina ny masonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho hiara-midina aminao any Ejipta. Izaho ihany koa no hitondra anao hiakatra indray tokoa avy any, ary ny tanan’i Josefa no hanirina ny masonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidina hiaraka aminao any Ejipta Aho, ary Izaho koa no mbola hampiakatra anao avy any indray; ary ny tanan’i Jôsefa no hanirina ny masonao, rehefa maty ianao.
Malagasy Bible 1865
Izaho hiara-midina aminao ho any Egypta; ary Izaho hitondra anao hiakatra indray tokoa ary ny tànan'i Josefa no hanirina ny masonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no hiara-midina aminao ho any Ejipta ary Izaho koa no hitondra anao miakatra indray; ary ny tanan’i Josefa no hanirina ny masonao.
malagasy
Izaho hiara-midina aminao ho any Egypta; ary Izaho hitondra anao hiakatra indray tokoa ary ny tànan'i Josefa no hanirina ny masonao.