Genesis 46:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentin’izy ireo ny omby aman’ondriny sy ny fananany izay nohariny tany amin’ny tany Kanana. Tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny koa ny biby fiompiny sy ny fananany noharîny tany amin’ny tany Kanaana. Dia nankany Ejipta i Jakôba mbamin’ny fianakaviany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ireo koa ny biby fiompiny mbamin’ny fananana hafa izay noharîny tao amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga tany Ejipta i Jakôba sy ny taranany rehetra niaraka taminy,
Malagasy Bible 1865
Ary nentin'izy ireo ny omby aman'ondriny sy ny fananany, izay efa nohariny tany amin'ny tany Kanana, dia tonga tany Egypta Jakoba sy ny zanany rehetra nomba azy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentin’izy ireo ny omby aman’ondriny sy ny fananany izay nohariny tany amin’ny tany Kanana. Tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy.
malagasy
Ary nentin'izy ireo ny omby aman'ondriny sy ny fananany, izay efa nohariny tany amin'ny tany Kanana, dia tonga tany Egypta Jakoba sy ny zanany rehetra nomba azy: