Genesis 46:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no anaran’ny zanak’Israely izay tonga tany Ejipta, dia Jakoba sy ny zanany lahy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Israely tonga tany Ejipta. I Jakôba sy ny zanany lahy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no anaran’ny Israelita tonga tany Ejipta, dia i Jakôba sy ny zanaka aman-jafiny: I Reobena, lahimatoan’i Jakôba,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny zanak'Isiraely izay tonga tany Egypta, dia Jakoba sy ny zananilahy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no anaran’ny zanak’Israely izay tonga tany Ejipta, dia Jakoba sy ny zanany lahy:
malagasy
Ary izao no anaran'ny zanak'Isiraely izay tonga tany Egypta, dia Jakoba sy ny zananilahy: