Genesis 46:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Robena, lahimatoan’i Jakoba. Ny zanakalahin’i Robena dia i Hanoka, i Palo, i Hezrona ary i Karmy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Robena, lahimatoan’i Jakôba. Zanak-dRobena: i Henoka, i Falo, i Hersona ary i Karmì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ireo zanany lahy, dia i Hanôka, i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.
Malagasy Bible 1865
Robena, lahimatoan'i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Robena, lahimatoan’i Jakoba. Ny zanakalahin’i Robena dia i Hanoka, i Palo, i Hezrona ary i Karmy.
malagasy
Robena, lahimatoan'i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy