Genesis 48:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamin’i Josefa: Tsy nanampo hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro Andriamanitra nampahita ahy ny zanakao koa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Israely tamin’i Josefa hoe: «Tsy nanampò hahita tava anao intsony aho, kanjo indro ataon’Andriamanitra mahita ny taranakao aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Tsy nanantena hahita anao intsony aho, kanjo indro izao fa navelan’Andriamanitra hahita ny zanakao aza aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Isiraely tamin'i Josefa; Tsy nanampo izay hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro, Andriamanitra efa nampahita ahy ny zanakao koa aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamin’i Josefa: Tsy nanampo hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro Andriamanitra nampahita ahy ny zanakao koa!
malagasy
Dia hoy Isiraely tamin'i Josefa; Tsy nanampo izay hahita ny tavanao intsony aho; kanjo, indro, Andriamanitra efa nampahita ahy ny zanakao koa aza.