Genesis 48:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampiala azy mirahalahy teo amin’ny lohalik’Israely i Josefa dia niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nesorin’i Josefa hiala teo anelanelan’ny lohali-drainy aloha izy mirahalahy, dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaisotra azy mirahalahy teo an-dohalik’i Jakôba i Jôsefa, dia niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa nampiala azy mirahalahy teo anelanelan'ny lohalik'Isiraely, dia niankohoka tamin'ny tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampiala azy mirahalahy teo amin’ny lohalik’Israely i Josefa dia niankohoka tamin’ny tany.
malagasy
Ary Josefa nampiala azy mirahalahy teo anelanelan'ny lohalik'Isiraely, dia niankohoka tamin'ny tany izy.