Genesis 48:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsodrano an’i Josefa izy ka niteny hoe: Andriamanitra izay nandehanan’i Abrahama sy Isaka razako teo anatrehany, Andriamanitra Mpiandry ahy hatrizay niainako ka mandraka androany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitso-drano an’i Josefa izy, ka nanao hoe: «Enga anie ka ilay Andriamanitra izay teo anatrehany no nandehanan’i Abrahama sy i Isaaka razako, ilay Andriamanitra izay namelona ahy hatrizay niainako ka mandrak’ankehitriny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao ny tsodrano nomen’i Jakôba an’i Jôsefa: Antsoiko Andriamanitra hitsodrano, fa teo anatrehany no nizoran’i Abrahama raibeko sy i Itsehàka raiko; antsoiko Andriamanitra Izay nanolokolo ahy hatrizay niainako ka mandraka ankehitriny;
Malagasy Bible 1865
Dia nitso-drano an'i Josefa izy ka nanao hoe: Andriamanitra, Izay nandehanan'i Abrahama sy Isaka razako teo anatrehany, Andriamanitra, Izay Mpiandry ahy hatrizay niainako ka mandraka androany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsodrano an’i Josefa izy ka niteny hoe: Andriamanitra izay nandehanan’i Abrahama sy Isaka razako teo anatrehany, Andriamanitra Mpiandry ahy hatrizay niainako ka mandraka androany,
malagasy
Dia nitso-drano an'i Josefa izy ka nanao hoe: Andriamanitra, Izay nandehanan'i Abrahama sy Isaka razako teo anatrehany, Andriamanitra, Izay Mpiandry ahy hatrizay niainako ka mandraka androany,