Genesis 48:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady hoy i Josefa tamin’ny rainy: Tsy izao no izy, ry Ikaky! Fa ity no lahimatoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Josefa tamin-drainy: «Tsy izao no izy, ry ikaky, fa ity no lahy matoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady hoy i Jôsefa tamin-drainy: –Tsy izao no izy, ry dada; fa ity no lahimatoa, koa apetraho eo an-dohany ny tananao havanana.
Malagasy Bible 1865
ka hoy Josefa tamin'ny rainy: Tsy izao no izy, ry ikaky; fa ity no lahimatoa, ka apetraho eo amin'ny lohany ny tananao ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady hoy i Josefa tamin’ny rainy: Tsy izao no izy, ry Ikaky! Fa ity no lahimatoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana.
malagasy
ka hoy Josefa tamin'ny rainy: Tsy izao no izy, ry ikaky; fa ity no lahimatoa, ka apetraho eo amin'ny lohany ny tananao ankavanana.