Genesis 48:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nety anefa ny rainy ka niteny hoe: Fantatro ihany, anaka! Fantatro ihany! Izy koa ho tonga firenena ary koa ho lehibe; kanefa ny zandriny dia ho lehibe noho izy ary ny taranany dia ho firenena maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety anefa i rainy fa hoy izy: «Fantatro ihany anaka. Ho tonga firenena koa izy, ho tonga lehibe koa izy, kanefa ho lehibe noho izy ny zandriny, ary ho tonga firenena maro ny taranany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandà i Jakôba ka nanao hoe: –Fantatro dia fantatro, anaka, fa ho tonga firenen-dehibe koa i Manase. Kanefa ny zandriny dia ho lehibe noho izy, ary ny taranany dia ho firenena maro.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nety ny rainy, fa nanao hoe: Fantatro ihany, anaka, fantatro ihany, izy koa ho tonga firenena, ary izy koa ho lehibe; kanefa ny zandriny ho lehibe noho izy, ary ny taranany ho firenena maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa tsy nety ny rainy, fa nanao hoe: Fantatro ihany, anaka, fantatro ihany, izy koa ho tonga firenena, ary izy koa ho lehibe; kanefa ny zandriny ho lehibe noho izy, ary ny taranany ho firenena maro.