Genesis 48:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nilaza tamin’i Jakoba hoe: Indro, tamy ho etỳ aminao i Josefa zanakao. Dia nanatanja-tena Israely ka niarina teo ambonin’ny farafara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilazana i Jakôba natao hoe: «Indro tamy i Josefa zanakao, ho aty aminao.» Ka naka hery i Israely niarina teo ambony farafarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nampandrenesina i Jakôba fa tonga hamangy azy i Jôsefa zanany, dia niezaka hipetraka teo am-pandriana izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nilaza tamin'i Jakoba ka nanao hoe: Indro, Josefa zanakao tamy ho etỳ aminao; dia nanatanja-tena Isiraely ka niarina teo ambonin'ny farafara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nilaza tamin’i Jakoba hoe: Indro, tamy ho etỳ aminao i Josefa zanakao. Dia nanatanja-tena Israely ka niarina teo ambonin’ny farafara.
malagasy
Ary nisy nilaza tamin'i Jakoba ka nanao hoe: Indro, Josefa zanakao tamy ho etỳ aminao; dia nanatanja-tena Isiraely ka niarina teo ambonin'ny farafara.