Genesis 48:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Israely tamin’i Josefa: Indro, ho faty aho. Andriamanitra anefa homba anareo ka hampody anareo indray ho any amin’ny tanindrazanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Israely tamin’i Josefa: «Indro aho efa ho faty. Kanefa Andriamanitra homba anareo ka hampody anareo ho any amin’ny tanindrazanareo indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jakôba tamin’i Jôsefa: –Indro ho faty aho, nefa Andriamanitra homba anareo ka hampody anareo ho any an-tanindrazanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Indro, ho faty aho, nefa Andriamanitra homba anareo ka hampody anareo indray ho any amin'ny tanindrazanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Israely tamin’i Josefa: Indro, ho faty aho. Andriamanitra anefa homba anareo ka hampody anareo indray ho any amin’ny tanindrazanareo.
malagasy
Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Indro, ho faty aho, nefa Andriamanitra homba anareo ka hampody anareo indray ho any amin'ny tanindrazanareo.Ary izaho manome anao zara-tany iray ho tombon-dahinao amin'ny rahalahinao, izay nalaiko tamin'ny sabatro sy ny tsipikako teo an-tànan'ny Amorita.