Genesis 48:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izaho dia manome anao zaratany iray ho tombony amin’ny anjaran’ny rahalahinao; zaratany nalaiko tamin’ny sabatro sy ny tsipìkako teo an-tanan’ny Amorita io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary omeko ho tombon-dahinao amin’ireo rahalahinao ny zaratany anankiray, izay nalaiko tamin’ny sabatro sy ny tsipìkako, teo an-tanan’ny Amôreana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izaho manome anao zaratany iray fatratra kokoa noho ny an’ireo rahalahinao, dia ny faritr’i Sekema izay azoko tamin’ny sabatro sy ny tsipîkako teo an-tanan’ny Amôrita.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho manome anao zara-tany iray ho tombon-dahinao amin'ny rahalahinao, izay nalaiko tamin'ny sabatro sy ny tsipikako teo an-tànan'ny Amorita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izaho dia manome anao zaratany iray ho tombony amin’ny anjaran’ny rahalahinao; zaratany nalaiko tamin’ny sabatro sy ny tsipìkako teo an-tanan’ny Amorita io.
malagasy
Ary izaho manome anao zara-tany iray ho tombon-dahinao amin'ny rahalahinao, izay nalaiko tamin'ny sabatro sy ny tsipikako teo an-tànan'ny Amorita.