Genesis 48:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa hitan’Israely ny zanak’i Josefa dia hoy izy: Iza moa ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita iretsy zanak’i Josefa i Israely dia nanontany hoe: «Iza moa ireto?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia tazan’i Jakôba ireo zanakalahin’i Jôsefa ka nanontaniany hoe: –Iza moa ireto?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'Isiraely ny zanak'i Josefa, dia hoy izy: Iza moa ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa hitan’Israely ny zanak’i Josefa dia hoy izy: Iza moa ireo?
malagasy
Ary rehefa hitan'Isiraely ny zanak'i Josefa, dia hoy izy: Iza moa ireo?